Racisme et corruption

Nampidirin'i andria | 16 Jol, 2009

raha nanao examen na conduit le bandy akama iray izay dia ny mpanadina dia olona avy sisisny dia ny teny azony voalohany vo niditra tao anaty fiara di ny hoe ahy ela androany ary le directeur na auto ecole dia efa mahalala ny toetrany fa tsy mba milaza sy miaro ny mpiadina akory fa lasa izy no manjaka ary tsy menatra mangataka tsolotra fa raha tsy izany dia tsy afaka hono any ka le bandy akama tsy nanaiky fa tonga dia lasa any ka izao vo nivaly le exam ary dia tsy afaka tokoa izy anefa tsy nisy faute de conduite na iray aza ny tsy tsy ainy le olona manao tsolotra ane dia le bandy akama docteur ingenieur nefa le mpanadina milaza ho ingenieur ka hoe ra manana fahefana ve dia manao didijatdona toy izao?